Marka 14:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nisy nanomboka nandrora+ azy sy nanarona ny tarehiny ka nanisy totohondry azy sady nilaza hoe: “Maminania!” Ary namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+ Lioka 22:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Dia nosaronan’ireo ny tavany, ka nanontaniany hoe: “Maminania! Iza ilay namely anao teo?”+
65 Dia nisy nanomboka nandrora+ azy sy nanarona ny tarehiny ka nanisy totohondry azy sady nilaza hoe: “Maminania!” Ary namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+