Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho. Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+ Matio 26:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Ary nororan’ireo ny tarehiny,+ dia nasiany+ totohondry izy. Ny hafa namely tehamaina azy+
6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho.
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+