30 Tamin’izay dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa ianao io mihitsy no handa ahy intelo anio, eny, anio alina, raha mbola tsy maneno indroa ny akoho.”+
38 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Hahafoy ny ainao* noho ny amiko ve ianao? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa mbola tsy maneno akory ny akoho dia efa handa ahy intelo ianao.”+