Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+ Jaona 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Teo no namantsihan’ireo azy,+ sy ny lehilahy roa, ka ny iray teo ankavanany ary ny iray teo ankaviany, ary i Jesosy teo afovoany.+
16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
18 Teo no namantsihan’ireo azy,+ sy ny lehilahy roa, ka ny iray teo ankavanany ary ny iray teo ankaviany, ary i Jesosy teo afovoany.+