FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Miambena+ sy mivavaha+ foana mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.+ Mazoto ihany ny saina, saingy ny nofo no malemy.”+

  • 1 Korintianina 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy misy fakam-panahy mihatra aminareo, afa-tsy izay mpahazo ny olona.+ Tsy mivadika amin’ny teniny anefa Andriamanitra,+ ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo,+ fa rehefa misy fakam-panahy dia hasiany lalan-kivoahana+ koa, mba hahazakanareo izany.

  • Apokalypsy 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa satria nitana ny teny momba ny fiaretako+ ianao, dia hiaro+ anao koa aho amin’ny ora fitsapana izay ho tonga eran’ny tany onenana, mba hitsapana an’izay monina ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara