Matio 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’ireo,+ ka hoy izy taminy: “Ho foana izay fanjakana miady an-trano,+ ary tsy haharitra izay tanàna na ankohonana miady an-trano. Marka 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy hatrany anefa dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany ny eritreritr’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?+
25 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’ireo,+ ka hoy izy taminy: “Ho foana izay fanjakana miady an-trano,+ ary tsy haharitra izay tanàna na ankohonana miady an-trano.
8 Avy hatrany anefa dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany ny eritreritr’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?+