FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Taoriana kelin’izay dia nandry ilika* nisakafo tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary nisy mpamory hetra+ sy mpanota maro tao nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany, fa nisy maro ireny. Ary tonga mpanara-dia an’i Jesosy ireny.+

  • Marka 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nony nahita an’i Jesosy niara-nihinana tamin’ny mpanota sy ny mpamory hetra anefa ny mpanora-dalàna anisan’ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianany hoe: “Fa angaha izy miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+

  • Lioka 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary nimenomenona tamin’ny mpianatr’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna teo aminy hoe: “Fa nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+

  • Lioka 7:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Rehefa nahita izany ilay Fariseo nanasa azy, dia niteny anakampo hoe: “Raha mpaminany+ ity, dia ho nahalala hoe iza io mikasika azy io, ary karazam-behivavy toy inona. Tokony ho fantany fa mpanota io.”+

  • Lioka 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Ilehio mandray tsara ny mpanota sady miara-mihinana aminy.”+

  • Lioka 19:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hitan’ny olona anefa izany, ka nimenomenona+ izy rehetra hoe: “Lasa niantrano ao amin’ny lehilahy mpanota izy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara