Isaia 65:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary milaza hoe: ‘Mijanòna eny! Aza manatona ahy, sao hifindra aminao ny fahamasinako.’+ Setroka eo am-bavoroko anefa ireny,+ sady afo mirehitra mandrakariva.+ Matio 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ Lioka 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa namaly i Jesosy hoe: “Tsy ny salama no mila dokotera,+ fa ny marary.+
5 ary milaza hoe: ‘Mijanòna eny! Aza manatona ahy, sao hifindra aminao ny fahamasinako.’+ Setroka eo am-bavoroko anefa ireny,+ sady afo mirehitra mandrakariva.+
11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+