Matio 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+ Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+
14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+
15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+