FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 27:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+

  • 1 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+

  • Ezekiela 34:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia niparitaka tsikelikely izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Koa lanin’ny bibidia izy ireo ary vao mainka niparitaka.+

  • Marka 6:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo anefa izy, satria toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo. Ary nanomboka nampianatra azy zavatra maro izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara