Matio 27:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+ Efesianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+
60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+
9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+