Matio 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa tahaka ny nitoeran’i Jona+ telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro goavana, no hitoeran’ny Zanak’olona+ telo andro sy telo alina+ ao an-kibon’ny tany+ koa.
40 Fa tahaka ny nitoeran’i Jona+ telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro goavana, no hitoeran’ny Zanak’olona+ telo andro sy telo alina+ ao an-kibon’ny tany+ koa.