FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay,+ raha tsy hoe handeha hividy hanina ho an’ireto olona rehetra ireto angaha izahay.”+

  • Jaona 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Intỳ misy zazalahikely manana mofo*+ dimy sy trondro madinika roa. Saingy inona no ho vitan’izany ho an’ireto vahoaka maro be ireto?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara