Matio 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+ Marka 6:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo anefa izy, satria toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo. Ary nanomboka nampianatra azy zavatra maro izy.+
14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+
34 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo anefa izy, satria toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo. Ary nanomboka nampianatra azy zavatra maro izy.+