Matio 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay.”+ Marka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ny nanapahako mofo+ dimy ho an’ny dimy arivo lahy? Nahafeno harona firy ny sombintsombiny voangonareo?” Dia hoy ireo taminy: “Roa ambin’ny folo.”+
19 ny nanapahako mofo+ dimy ho an’ny dimy arivo lahy? Nahafeno harona firy ny sombintsombiny voangonareo?” Dia hoy ireo taminy: “Roa ambin’ny folo.”+