FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hotahina anie Ilay ho tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+

      Avy ao an-tranon’i Jehovah no irarianay fitahiana ho anareo.+

  • Matio 23:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Fa lazaiko aminareo fa tsy hahita ahy intsony ianareo manomboka izao, mandra-pilazanareo hoe: ‘Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!’”+

  • Lioka 13:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hilaozana ny tranonareo+ ka havela ho anareo. Lazaiko aminareo fa tsy hahita ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: ‘Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!’”+

  • Jaona 5:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Tonga tamin’ny anaran’ny Raiko+ mantsy aho, nefa tsy noraisinareo. Raha misy tonga amin’ny anaran’ny tenany anefa, dia horaisinareo.

  • Jaona 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara