Jeremia 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Heverinareo ho lava-bato fieren-jiolahy+ angaha ity trano niantsoana ny anarako+ ity? Efa hitako koa izany”, hoy i Jehovah.+ Marka 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nampianatra koa izy hoe: “Moa ve tsy voasoratra hoe: ‘Ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana+ ho an’ny firenena rehetra’?+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+ Lioka 19:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 ka nanao hoe: “Voasoratra hoe: ‘Ary ny tranoko hatao hoe trano fivavahana.’+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+ Jaona 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy izy tamin’ireo nivarotra voromailala: “Ento mivoaka any ireo! Aza atao trano fivarotana+ intsony ny tranon’ny+ Raiko!”
11 Heverinareo ho lava-bato fieren-jiolahy+ angaha ity trano niantsoana ny anarako+ ity? Efa hitako koa izany”, hoy i Jehovah.+
17 Nampianatra koa izy hoe: “Moa ve tsy voasoratra hoe: ‘Ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana+ ho an’ny firenena rehetra’?+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+
46 ka nanao hoe: “Voasoratra hoe: ‘Ary ny tranoko hatao hoe trano fivavahana.’+ Fa ianareo kosa nanao azy ho lava-bato fieren-jiolahy.”+
16 Dia hoy izy tamin’ireo nivarotra voromailala: “Ento mivoaka any ireo! Aza atao trano fivarotana+ intsony ny tranon’ny+ Raiko!”