FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy io: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay?+ Mitady hamono ahy koa angaha ialahy, toy ny namonoan’ialahy an’ilay Ejipsianina?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”+

  • Lioka 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka niteny taminy hoe: “Lazao aminay: Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao, ary iza no nanome anao izany fahefana izany?”+

  • Jaona 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa namaly kosa ny Jiosy, ka nanao hoe: “Inona àry no famantarana+ hasehonao anay mba hanaporofoanao fa manana fahefana hanao izao ianao?”

  • Asan’ny Apostoly 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nataon’ireo teo afovoany izy roa lahy, ka nanontaniany hoe: “Fahefana avy aiza, ary tamin’ny anaran’iza no nanaovanareo izao?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara