Salamo 130:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ao aminao ny tena famelan-keloka,+Mba hatahorana anao.+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+