FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa ianao kosa, raha manompo+ ahy amin’ny fo manontolo+ sy amim-pahitsiana,+ toy ny nanompoan’i Davida+ rainao, ka manao izay rehetra nandidiako anao+ ary mitandrina ny fitsipiko+ sy ny didim-pitsarako,+

  • 2 Mpanjaka 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+

  • Salamo 119:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Amin’izay dia tsy ho menatra aho+

      Rehefa mandinika ny didinao+ rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara