FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+

  • Jaona 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa hitan’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpiambina anefa izy, dia niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy! Fantsiho!”+ Hoy i Pilato: “Entonareo izy ka fantsiho amin’ny hazo fijaliana, fa izaho tsy mahita izay fahadisoany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara