FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Halaviro ny lainga.+ Ary aza mamono mahafaty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina, fa izaho tsy hanambara ny ratsy fanahy ho marina.+

  • Matio 27:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hoy i Pilato: “Inona àry no hataoko amin’i Jesosy, ilay antsoina hoe Kristy?” Dia hoy izy rehetra: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+

  • Marka 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+

  • Lioka 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa vao mainka niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho! Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara