Genesisy 25:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy. 1 Tantara 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny zanakalahin’i Israely:+ Robena,+ Simeona,+ Levy,+ Joda,+ Isakara,+ Zebolona,+
26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.