Matio 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza mihevitra hoe tonga hanafoana ny Lalàna+ na ny Mpaminany aho. Tsy tonga hanafoana aho, fa hanatanteraka.+ 2 Korintianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+
17 “Aza mihevitra hoe tonga hanafoana ny Lalàna+ na ny Mpaminany aho. Tsy tonga hanafoana aho, fa hanatanteraka.+
2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+