Jaona 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy maintsy manao ny asan’ilay naniraka ahy isika, dieny mbola antoandro.+ Fa ho avy ny alina+ izay tsy hahafahan’ny olona hiasa. Hebreo 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa mifananara+ hatrany kosa isan’andro, raha mbola misy koa azo atao hoe “Anio”,+ sao misy aminareo ho mafy fo noho ny hery mamitaky+ ny ota.
4 Tsy maintsy manao ny asan’ilay naniraka ahy isika, dieny mbola antoandro.+ Fa ho avy ny alina+ izay tsy hahafahan’ny olona hiasa.
13 Fa mifananara+ hatrany kosa isan’andro, raha mbola misy koa azo atao hoe “Anio”,+ sao misy aminareo ho mafy fo noho ny hery mamitaky+ ny ota.