Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela. Salamo 103:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa izy no mamela ny fahadisoanao rehetra,+Sy manasitrana ny aretinao rehetra.+ Salamo 130:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ao aminao ny tena famelan-keloka,+Mba hatahorana anao.+ Isaia 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy. Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+ Daniela 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Anao, ry Jehovah Andriamanitray, ny famindram-po+ sy ny famelan-keloka,+ nefa nikomy taminao izahay.+
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.
18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.
9 Anao, ry Jehovah Andriamanitray, ny famindram-po+ sy ny famelan-keloka,+ nefa nikomy taminao izahay.+