FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Manomana latabatra eo anoloako ianao, eo imason’ny fahavaloko.+

      Manosotra menaka ny lohako ianao.+

      Feno mitafotafo ny kaopiko.+

  • Salamo 45:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tianao ny fahamarinana,+ fa halanao ny faharatsiana.+

      Izany no mahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao,+ hanosotra+ anao menaka fifaliana+ mihoatra noho ireo namanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara