FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 92:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+

      Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+

  • Lioka 7:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ianao tsy nanisy menaka ny lohako,+ nefa io vehivavy io nanisy menaka manitra ny tongotro.

  • Jakoba 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Misy marary ve aminareo?+ Aoka izy hiantso ny anti-panahin’ny+ fiangonana, ary aoka ireo hivavaka ho azy sy hanosotra menaka+ azy amin’ny anaran’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara