FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany roa ambin’ny folo lahy, ka nomeny fahefana hamoaka fanahy* maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra sy ny karazana kilema rehetra.

  • Marka 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary naka roa ambin’ny folo lahy izay nantsoiny koa hoe “apostoly” izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitory+

  • Marka 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nasainy nankeo aminy izy roa ambin’ny folo lahy, ary nanomboka naniraka azy tsiroaroa+ izy. Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara