Matio 24:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Iza tokoa moa ilay mpanompo+ mendri-pitokisana sy malina izay notendren’ny tompony hikarakara an’ireo mpanompo ao an-tranony, ka hanome sakafo azy ireo amin’ny fotoana mety?+ Matio 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy ny tompony taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mendri-pitokisana!+ Mendri-pitokisana+ tamin’ny zavatra vitsivitsy ianao, ka hotendreko hiandraikitra zavatra maro.+ Miaraha mifaly+ amin’ny tomponao.’ Lioka 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy izy taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara! Mendri-pitokisana tamin’ny zavatra tena madinika ianao, ka aoka hanam-pahefana amin’ny tanàna folo.’+
45 “Iza tokoa moa ilay mpanompo+ mendri-pitokisana sy malina izay notendren’ny tompony hikarakara an’ireo mpanompo ao an-tranony, ka hanome sakafo azy ireo amin’ny fotoana mety?+
21 Dia hoy ny tompony taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mendri-pitokisana!+ Mendri-pitokisana+ tamin’ny zavatra vitsivitsy ianao, ka hotendreko hiandraikitra zavatra maro.+ Miaraha mifaly+ amin’ny tomponao.’
17 Dia hoy izy taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara! Mendri-pitokisana tamin’ny zavatra tena madinika ianao, ka aoka hanam-pahefana amin’ny tanàna folo.’+