Matio 26:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+ Marka 14:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Ary raha nahita azy teo ilay mpanompovavy, dia nanomboka niteny indray tamin’ireo nijoro teo hoe: “Naman-dry zareo io.”+ Lioka 22:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka nanao hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho, ralehilahy.”+
69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+
69 Ary raha nahita azy teo ilay mpanompovavy, dia nanomboka niteny indray tamin’ireo nijoro teo hoe: “Naman-dry zareo io.”+
58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka nanao hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho, ralehilahy.”+