Matio 26:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Nony nivoaka nankeo akaikin’ny vavahady izy, dia nisy zazavavy hafa nahamarika azy ka niteny tamin’izay teo hoe: “Niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Nazareta, io lehilahy io.”+ Lioka 22:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka nanao hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho, ralehilahy.”+ Jaona 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+
71 Nony nivoaka nankeo akaikin’ny vavahady izy, dia nisy zazavavy hafa nahamarika azy ka niteny tamin’izay teo hoe: “Niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Nazareta, io lehilahy io.”+
58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka nanao hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho, ralehilahy.”+
25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+