Marka 14:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+ Jaona 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+
67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+
25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+