FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+

  • Hebreo 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Toerana tsara kokoa anefa izao no nokatsahin’izy ireo, dia ilay any an-danitra.+ Koa tsy mahamenatra an’Andriamanitra ny hantsoina hoe Andriamaniny,+ satria efa nanomana tanàna+ ho an’ireo izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara