Matio 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jesosy tamin’ilay manamboninahitra: “Mandehana àry! Aoka ho tonga aminao izany, araka izay inoanao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay mpanompo.
13 Ary hoy i Jesosy tamin’ilay manamboninahitra: “Mandehana àry! Aoka ho tonga aminao izany, araka izay inoanao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay mpanompo.