Lioka 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary io fa nisy vehivavy azon’ny fanahy ratsy+ mampahalemy teo, ka nalemy efa nandritra ny valo ambin’ny folo taona izy. Koa tena nanjoko be izy, ary tsy afa-nitraka mihitsy.
11 Ary io fa nisy vehivavy azon’ny fanahy ratsy+ mampahalemy teo, ka nalemy efa nandritra ny valo ambin’ny folo taona izy. Koa tena nanjoko be izy, ary tsy afa-nitraka mihitsy.