-
Lioka 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary io fa nisy vehivavy nisy fanahy ratsy teo. Narary nandritra ny 18 taona izy noho io fanahy io, ka nanjoko be ary tsy afa-nitraka mihitsy.
-