Lioka 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary io fa nisy vehivavy azon’ny fanahy ratsy+ mampahalemy teo, ka nalemy efa nandritra ny valo ambin’ny folo taona izy. Koa tena nanjoko be izy, ary tsy afa-nitraka mihitsy. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:11 jy 185; gt toko 79; w89 15/1 8-9 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:11 Jesosy no Lalana, p. 185 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/1989, p. 8-9
11 Ary io fa nisy vehivavy azon’ny fanahy ratsy+ mampahalemy teo, ka nalemy efa nandritra ny valo ambin’ny folo taona izy. Koa tena nanjoko be izy, ary tsy afa-nitraka mihitsy.