FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 72:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hangoraka ny olona ambany sy ny mahantra izy,+

      Ary hamonjy ny ain’ny mahantra.+

  • Isaia 53:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara