27 Natolotry ny Raiko ahy ny zava-drehetra,+ ary tsy misy tena mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ na tena mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana azy.+
22 Efa natolotry+ ny Raiko ahy ny zava-drehetra, ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ ary tsy misy mahalala ny Ray afa-tsy ny Zanaka+ sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana ny Ray.”