Jaona 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Fanoharana no nilazako izany taminareo.+ Fa tonga ny fotoana tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa lazaiko tsotra aminareo ny momba ny Ray.
25 “Fanoharana no nilazako izany taminareo.+ Fa tonga ny fotoana tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa lazaiko tsotra aminareo ny momba ny Ray.