Matio 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ Jaona 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nilaza izany fanoharana izany taminy i Jesosy. Tsy azon’izy ireo anefa izay nolazain’i Jesosy taminy.+
34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+
6 Nilaza izany fanoharana izany taminy i Jesosy. Tsy azon’izy ireo anefa izay nolazain’i Jesosy taminy.+