9 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nandeha ka nahita lehilahy antsoina hoe Matio, nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra. Raha vao nahita azy izy, dia niteny taminy hoe: “Andao hanara-dia ahy.”+ Nitsangana avy hatrany i Matio ka nanaraka azy.+
4 Izy ireo no tsy nandoto tena tamin’ny vehivavy,+ fa virjiny+ izy raha ny marina. Izy ireo no nanaraka foana ny Zanak’ondry na taiza na taiza nalehany.+ Novidina+ avy teo amin’ny olombelona izy ireo ho voaloham-bokatra+ ho an’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,