FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo.+ Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+

  • Lioka 9:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 dia hoy izy tamin’ireo: “Izay mandray ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’ilay naniraka ahy.+ Izay mitondra tena toy ny kely indrindra+ aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+

  • Lioka 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa tsy tokony ho tahaka izany ianareo.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no aoka ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.+

  • Romanina 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+

  • Galatianina 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Efa voantso ho amin’ny fahafahana ianareo,+ ry rahalahy. Aoka anefa tsy hampiasainareo handrisihana ho amin’ny fanirian’ny nofo izany fahafahana izany,+ fa mifanompoa+ kosa noho ny fitiavana.

  • 1 Petera 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara