Matio 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy,+ fa manafaha anay amin’ilay ratsy.’+ 2 Tesalonianina 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa tsy mivadika amin’ny teniny kosa ny Tompo, ka hampahery sy hiaro anareo tsy ho azon’ilay ratsy.+ 1 Jaona 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatsika fa tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ fa miambina azy Ilay+ naterak’Andriamanitra, ka tsy manana fahefana aminy ilay ratsy.+
3 Fa tsy mivadika amin’ny teniny kosa ny Tompo, ka hampahery sy hiaro anareo tsy ho azon’ilay ratsy.+
18 Fantatsika fa tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ fa miambina azy Ilay+ naterak’Andriamanitra, ka tsy manana fahefana aminy ilay ratsy.+