Matio 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary tonga tao amin’ilay toerana+ antsoina hoe Getsemane i Jesosy sy ny mpianatra. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho hankerỳ hivavaka.”+ Marka 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary tonga tao amin’ny toerana iray antsoina hoe Getsemane izy ireo. Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Mipetraha eto fa izaho andeha hivavaka.”+
36 Ary tonga tao amin’ilay toerana+ antsoina hoe Getsemane i Jesosy sy ny mpianatra. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho hankerỳ hivavaka.”+
32 Ary tonga tao amin’ny toerana iray antsoina hoe Getsemane izy ireo. Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Mipetraha eto fa izaho andeha hivavaka.”+