Romanina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+ Romanina 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha ny marina, dia velona tsy nanan-dalàna aho fahiny.+ Rehefa tonga anefa ny didy,+ dia velona indray ny ota, fa izaho kosa maty.+
19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+
9 Raha ny marina, dia velona tsy nanan-dalàna aho fahiny.+ Rehefa tonga anefa ny didy,+ dia velona indray ny ota, fa izaho kosa maty.+