Romanina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho faty tsy manana lalàna, ohatra, izay rehetra nanota tsy nanana lalàna,+ fa hotsarain’ny lalàna kosa izay rehetra nanota teo ambanin’ny lalàna.+ Galatianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+
12 Ho faty tsy manana lalàna, ohatra, izay rehetra nanota tsy nanana lalàna,+ fa hotsarain’ny lalàna kosa izay rehetra nanota teo ambanin’ny lalàna.+
10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+