Salamo 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+ Galatianina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa mifanohitra amin’ny fampanantenan’Andriamanitra àry ve ny Lalàna?+ Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna nahavita nanome fiainana,+ dia ho ny lalàna no nahatonga ny olona ho marina.+
8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+
21 Koa mifanohitra amin’ny fampanantenan’Andriamanitra àry ve ny Lalàna?+ Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna nahavita nanome fiainana,+ dia ho ny lalàna no nahatonga ny olona ho marina.+