4 Fa iza moa ianao no hitsara ny mpiasa an-tranon’ny hafa?+ Eo anoloan’ny mpampiasa azy no ijoroany na ahalavoany.+ Eny tokoa, hajoro izy, fa afaka mampijoro azy i Jehovah.+
13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+